Entry | filankevitra ambonin' ny mpitsara | |
Elementary words | filankevitra ; ambony ; mpitsara | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara [1.62] | |
Vocabulary | Law | |
Updated on 2023/07/29 |